Tolotr asa : Plongeur & Aide-Cuisinier

posté le 2019-11-08

Description de l'offre

Izahay dia mitady ho ana restaurant :
Plongeur : mahafehy ny asa ana plongeur, efa za-draharaha ary manana traikefa ny amin’izany, matotra sy hainga-mpiasa, vonona miasa avy hatrany ary mahay mamaky teny sy manoratra.

Aide cuisinier : manana diplaoma sy traikefa amin’ny resaka lakozia, , efa za-draharaha ary manana traikefa ny amin’izany, vonona ary afaka miasa avy hatrany, matotra sy hainga-mpiasa.

Toerana hiasana : Antananarivo (centre et périphérie)
Ora : Lundi – Dimanche ; Plongeur : 7h30-19h30 / Aide Cuisinier : 5h30-17h30
Poste : CDI + Période d’essai (3 mois) – CnaPS + OSTIE – 1 jour de repos/semaine + 2.5 jours de congé/mois

Qui propose l'offre ?

Société: Human Talent Consulting

Localisation: Antananarivo