03 CHAUFFEURS SERVICE PATRON

posté le 2018-07-11

Description de l'offre

01 CHAUFFEURS Service patron
Toerana iasana : AMBANIDIA + 40 ans , Permi de conduire : B ,
- Manana experiences ary manana CERTIFICAT DE TRAVAIL - Tsara fitondratena - Azo itokisana - Madio sy mahalala fomba - Matotra Tsara - tsy mifoka , tsy misotro - Miditra @ 9h à 12h et 14h à 18h Lundi h@ Samedi, miasa dimanche na jour Ferrié indraindray. - Salaire : 200 000Ariary

01 CHAUFFEURS /LIVREUR Service patron

Toerana iasana : ANKADITAPAKA + 30 ans , Permi de conduire : B ,
- Manana experiences sy mahay mécanique auto
- Olona zatra mitondra 4*4
- Tsara fitondratena - Azo itokisana - Madio sy mahalala fomba - Matotra Tsara - tsy mifoka , tsy misotro - Miditra @ 7h à 19h Lundi h@ Samedi, indraindray miditra @ 05h. - Olona mipetraka tsy lavitra ANKADITAPAKA
- Salaire : 200 000 Ariary
Atero ny CV + LM, Lot III M 27 D Andrefan\'ambohijanahary
034 11 774 77

Qui propose l'offre ?

Société: SMART BUSINESS SERVICES

Localisation: Tout Madagascar